Entry Ranandria
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Sakalava] Teny fanajana iantsoana ny olona izay itenenana, toy ny "Andriamatoa, Ramatoa": Mba omeo rano aho, Ranandria [1.1]
  [Tanosy] Tompokolahy [1.78]
Explanations in English  [Provincial] A word for raondriana [1.2]
Vocabulary 

Anagrams 

Updated on 2020/07/31