|
|
|
|

Entry (1/2) 1  raondriana
Part of speech  2  noun
Morphology 
3  Simple :
Explanations in Malagasy  4 Teny fanajana taloha raha miresaka amin' olona, mitovy amin' ny ankehitriny hoe "tompokolahy" [1.1]
Explanations in English  5 [ondriana for andriana, a prince.] An appellation of respect. [1.2]
Explanations in French  6 monsieur [1.3]
Examples  7  Hoy ny teny an'avona nataon-dravehivavy
miala miesora raondriana mpihambo tsy tompony
[2.131]
8  Na ny rado na ny voahangy, mora very, raondriana; [2.1022]
9  raondriana, mirahalahy ianareo, koa nahoana ianareo no miady? [2.996]
Vocabulary  10  Forms of Address

Entry (2/2) 11  raondriana
Part of speech  12  noun
Explanations in French  13 Nom des Orchidées d'après les forestiers malgaches. Voir * la brochure sur les espèces protégées : « Zava-boahary Malagasy », 1978. [1.196]
Vocabulary  14  Botany

Anagrams  15 ariandrano, raondriana, 16 roandriana

Updated on 2026/04/20