Entry ra mandriaka
Elementary words ra ; mandriaka
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Enti-milaza fahafatesan' olona izaitratra noho ny ady: Nisy ra nandriaka, tamin' ny ady lehibe farany tao [1.1]
Examples " Raha mandà ny fangatahany tany ianareo, hiverina indray ireny ra mandriaka tamin' ny tabataba ireny". [2.472]

Updated on 2023/04/16