Entry | 1 mandriaka |
Root | 2 riaka |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Latsaka be dia be (rano): Nandriaka ny ranonorana tamin' ny asabotsy hariva 5 Mikoriana be dia be: Nandriaka ny ranomasony tamin' ny nahafatesan-dreniny. [1.1] |
Explanations in English |
6 to flow as a torrent, to flow in abundance [1.7] |
Explanations in French |
7 couler par torrents, couler en abondance [1.8] |
Compound words |
|
Proverbs | 9 Proverbs containing the word mandriaka |
Anagrams | 10 mandraika, mandriaka, miandraka |
Updated on 2023/08/11 |