Entry rakitra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Vola angonina tsikelikely hatao tahiry: Manaova rakitra raha ta hahazo bisikileta ianao amin' ny faran' ny tao na
Harena, zava-tsoa sarobidy voatahiry: Rakitra lehibe ho an' ny firenena ireo sangan' asan' ny mpanoratra ao aminy
Toerana misy ny vola angonina: Namahy rakitra Ikoto omaly
Vola tantazana amin' ny olona vory maro be tsirairay, indrindra any ampiangonana: Tsy hisy vidimpidirana fa rahitra no hotantazana eo am-baravarana. [1.1]
Explanations in English A treasure, a hoard. [1.2]
 A hoard, a treasure; a collection in church [1.7]
Explanations in French Accumulation, trésor; quête à l'église [1.8]
Derivatives 
Compound words 
Titles Raki-pandinihana
Raki-piainana
Zaikabe -- Sarasara tsy ambaka
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/07/13