Entry | 1 mirakitra |
Root | 2 rakitra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Manangona, mihary: Loza raha hirakitra ny olona kahihitra 5 Mitahiry: Mahay mirakitra ny volany Ibalita 6 Mitana zavatra ka manao izay hampaharitra azy: Mirakitra tsara ny lovany izy 7 Mifono: Mirakitra anatra mahasoa izany tantara izany [1.1] |
Explanations in English |
8 to preserve [1.2, 1.7] 9 to keep, to hoard. [1.2] 10 to save up [1.7] |
Explanations in French |
11 thésauriser, amasser; conserver [1.8] |
Examples |
12 mirakitra ny tantarako. [2.470] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 18 Proverbs containing the word mirakitra |
Anagrams | 19 marikitra, mirakitra |
Updated on 2023/10/19 |