|
|
|
|

Entry1  rahalahy
Part of speech  2  noun
Derivatives 
3  Relative verbs :
4  Names :
5  Adjectives :
Vocabulary  6  Relationships: family
Explanations in Malagasy  7  Lehilahy iray ray sy iray reny amin' ny lehilahy iray hafa: Manana rahalahy efatra Rakoto
8  Ny lehilahy iray ray na iray reny fotsiny amin' ny lehilahy hafa koa dia atao hoe rahalahy, toy izany koa ny lehilahy vadin' ny olona mirahavavy amin' ny vadin' ny tena dia antsoina koa hoe rahalahy. [1.1]
Explanations in English  9  A brother of a man; lit. when masculine. Comp. anadahy [1.2]
10  A man has rahalahy and an anabavy [1.26#13]
11  The brother of a man; cf. anadahy [1.7]
Explanations in French  12  Frère d'un frère [1.54]
13  Le frère d'un homme; cf. anadahy [1.8]
Examples  14  Miarahaba anao aho, ry rahalahy! [2.583#4]
15  Raha rahalahy tsy marina, tapaka ihany fa tsy namana, ka anaro; [2.69#224]
16  Misy koa anefa milaza fa nanana rahalahy natao hoe Andriankotofananina Andriamanelo. [2.508#336]
Morphology 
17  Simple :
18  Prefixed :
Compound words 
Proverbs  21  Proverbs containing the word rahalahy
Article  22  Randzavola: rahalahy ao amin' ny Baiboly

Updated on 2023/07/22