Entry mirahalahy (rahalahy)
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Enti-milaza ny fifatoram-pihavanana misy amin' ny lehilahy roa na maro iray ray sy iray reny: Mirahalahy Rabe sy Rakoto [1.1]
Explanations in English To be two brothers, to be brothers. If more than two are meant, the number must be expressed. [1.2]
 Who are brothers [1.7]
Explanations in French être frères (entre hommes) [1.54]
 Qui sont frères [1.8]
Examples 
1Dia lasa niakatrakatra izy mirahalahy, ka nandray ny bisikileta ary nitarika azy moramora niditra nankao amin'ny tanàna [2.324]
2Pataloha roa aman'olona sy satroka penjy iray avy koa, no nomeny azy mirahalahy sy azy mianadahy avy [2.470]
3Iny no fara fihaonanay mirahalahy [2.472]
Vocabulary 
Hyponyms Izy mirahalahy (Razakandraina Jean Verdi Salomon)
Analogs  mirahavavy
Proverbs 

Updated on 2023/01/20