|
|
|
|

Entry 1  poritina
Root  2 poritra
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Terena: Aza poretinareo aho fa avelao handeha
9 Terena amin' ny tanana, razana: Noporetiny ny sandriko ka nikiakiaka aho [1.1]
Examples  10  poritina hatraiza hatraiza izahay, nefa tsy tery; [2.996]
Other spellings  11 poretina

Updated on 2026/04/22