Entry | 1 poretina |
Part of speech | 2 passive verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Terena: Aza poretinareo aho fa avelao handeha Terena amin' ny tanana, razana: Noporetiny ny sandriko ka nikiakiaka aho |
Explanations in English |
4 [1.7] to be squeezed; to be constrained |
Explanations in French |
5 [1.8] qu'on presse, qu'on contraint |
Examples |
6 [2.472] Nentin-kiry i Dada indray andro, na raha tsy izany noporetin' ny tsi-fananan-dava, ka nony henony ilay filazana momba ny tanim-panjakana, mba namangitra teo izy. |
Root | 7 poritra |
Morphology |
|
Other spellings | 12 poritina |
Anagrams | 13 naporeti, notaperi, poretina |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |