|
|
|
|

Entry (1/3)1  paika
Part of speech  2  noun
Derivatives 
3  Active verbs :
4  Passive verbs :
5  Relative verbs :
6  Names :
7  Adjectives :
8  unkLabel:5av: :
Vocabulary  9  Sound
Explanations in Malagasy  10  Feo re avy amin' ny zavatra mifandona
11  Fidona, fanapoahana amin' ny tanana na hazo: Paika kely foana dia ampy hampandeha io masinina io
12  Tefy (vato): Vato tsara paika
13  Fandehanana (amin' ny lalao fanorona), fifindran' ny vatom-panorona rehefa mihinana, ka mankeo amin' ny toerana tiany: Anao izao ny paika
14  Tetika ampiasaina, tetikady: Paika fotsiny ny azy [1.1]
Explanations in English  15  a stroke, a blow [1.7]
Explanations in French  16  coup, choc, cliquetis des armes
17  réprimande
18  un coup au jeu du fanorona [1.3#475]
19  coup [1.8]
Examples  20  Diso paika ka matim-bela. [2.643#]
21  paika tsy miady no itondran' ialahy anay. [2.4#]
22  Tsy nanana hevitra maty paika ny namanay. [1.369#]
Synonyms  23  paipaika
Analogs  24  dona, poka, gona, katroka
Compound words 

Entry (2/3)29  paika
Part of speech  30  noun
Explanations in Malagasy  31  fomba ampiasaina [1.13]
Explanations in French  32  procédé; mesure [1.13]
Compound words 

Entry (3/3)34  paika
Part of speech  35  adjective
Explanations in Malagasy  36  maina (taona) [Sihanaka] [1.78]

Anagrams  37  apika, paika, piaka

Updated on 2023/06/17