| Entry | 1 mipaika |
| Root | 2 paika |
| Part of speech | 3 active verb or adjective |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Mandidy sy mikapa (vato): Mipai-bato no raharahan-dRabe
9 Miteny mafy, mandevilevy 10 Maneno, mitaika: Nipaika indrindra ny tamin' ny telo no nitehi-tany ny fiaramanidina 11 Voadidy; misy zorony mitovy sy mahitsy: Vato mipaika [1.1] |
| Explanations in English |
12 to chip stone; to strike as with a hammer
[1.7] |
| Explanations in French |
13 Frapper avec un marteau, tailler des pierres, réprimander
14 Sonner, comme l’horloge, faire tictac, comme la montre 15 (Pierres) taillées [1.3#476] 16 frapper avec un marteau; sonner (cloche, horloge) [1.8] |
| Examples |
17 Ny ray aman-dreny sasany mipaika vato eo an-tanàna.
[2.606#]
|
| Analogs | 18 voapaika |
| Combinations | 19 1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mipaika |
| Proverbs | 20 Proverbs containing that word |
| Anagrams | mipaika, 21 mipiaka, 22 mpiaika |
| Updated on 2026/07/17 |
|