Entry | ondrikely kamboty | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Ondrikely sady kamboty no mahia novonoina raha nanao fianianana: nozonina sy notsitsihina teo ilay ondrikely ary nangatahina tamin' Andriamanitra mba hianjera amin' izay mivadika amin' ny fianianana ireo ozona ireo [1.1] | |
Synonyms | ondrikely malahelo | |
Elementary words | ondry ; kamboty | |
Updated on 2023/06/07 |
![]() |