Entry olombelona
Elementary words olona ; velona
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Zavamananaina azo atoko ara-toe-batana ho anisan' ny biby mampinono, nefa kosa miavaka amin' ny biby noho ny fananany atidoha lehibe, ny fahazoany mijoro, ny fahafahan' ny tanany mandray zavatra, ary indrindra ny fahaizany miteny sy ny fananany sain amam-panahy: Olombelona ihany aho fa tsy anjely ka mba tezitra
Fitambaran' ny olona miaina rehetra: Hotsaroana mandrakizay ny anaran' ireo mpana soa ny olombelona [1.1]
Explanations in English A mortal man; mankind [1.7]
Explanations in French Homme mortel; l'humanité en général [1.8]
 être humain [1.5]
Examples 
1Koa mba avoty aho re Rafosafa maty, hoy ny olombelona. [1.508]
2Mampieritreritra tokoa ny fahaizan' ity olombelona ity! [2.332]
Compound words 
Titles Fanambarana iraisam-pirenena momban' ny Zon' olombelona
Ny diantsika olombelona
Olombelona
Zon' ny Olombelona
Proverbs 
Articles 

Entry Olombelona
Elementary words olombelona
Part of speech name (book title)
Subtitle essai sur l 'existence personnelle et collective à Madagascar.
Author Dubois Robert
Publishings 1978. L'Harmattan. Pages: 157.
Tables and plates All the titles

Updated on 2023/06/05