Entry oha-jaza
Elementary words ohatra ; zaza
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Fombafomba arahina amin' ny fanaovana hasoavana raha maromaro ny zaza tsongoina: alahatra arakaraka ny halavany izy ireo ka volotara no andrefesana azy; tapahina izay mihoatrany lohan' ny tsirairay avy ka izany no amantarana izay lava sy fohy amin' izy ireo [1.1]
Explanations in English A word used in collecting a general assemblage of the people when children under a specified height only are excepted. [1.2]
Explanations in French Cérémonie de la circoncision qui consiste à mesurer l'enfant avec un roseau, dont on coupe ce qui dépasse la tête [1.3]

Updated on 2023/02/25