Entry ny mamerina indroa manana ny antitra
Elementary words mamerina ; indroa ; manana ; antitra
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Fitenenana enti-milaza fa ny fiverimberenan-javatra dia mety hahasoa (nalaina avy amin' ny fomba fandokoana lambamena izay handroina ao anaty rano-nato ka raha tiana ho antitra tsara ny lokony dia averina indroa indray izany [1.1]

Updated on 2023/07/14