| Entry | 1 mamerina |
| Root | 2 verina |
| Part of speech | 3 active verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Milaza indray: Mamerina ny teny lazaina ny ako
9 Manao fanindroany: Tsy afaka tamin' ny fanadinana aho taona iny ka dia voatery namerina indray taona nanaraka 10 Manatitra: Tsy namerina ny elo nindraminy izy 11 Manonitra: Moa efa namerina ny vola nangalariny ve Rakoto [1.1] |
| Explanations in French |
12 rendre, rapporter, redire, ramener
[1.3] 13 réviser, refaire [1.13] |
| Examples |
14 Fa raha mbola mamerina ise, dia voatery hisaraka isika.
[2.356#174]
15 mamerina mandrakotra sy manambitamby azy Rasoa, olon-tiany. [2.470#56] |
| Synonyms | 16 manindroa |
| Combinations | 17 2 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mamerina |
| Proverbs | 18 Proverbs containing that word |
| Anagrams | mamerina, 19 ramimena |
| Updated on 2026/04/22 |
|