Entry |
nanan-jo
(anana, zo)
|
Part of speech | past of active verb manan-jo
|
Examples | Tsy mba nananjo feno ny andevo, fa fananan' ny tompony : azony amidy, na atakalo araka izay tiany.
[2.508]
|
|
Entry |
nananjo
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Karazan-kazo madinika ( Vernonia )
[1.1]
|
Explanations in English | A composite shrub. Vernonia sp.
[1.2]
|
Explanations in French | Nom d'un arbuste. Espèce de Vernonia .
[1.3]
|
| [Merina]
(de zo : droit et
nanana, passé de
manana ;
donc qui a eu un droit).
Ce serait un
Vernonia (Asteraceae), d'après Malzac.
[1.196]
|
Scientific name | Vernonia sp. |
Vocabulary |
|