Entry na... aza
Elementary words na ; aza
Part of speech adverb [full list]
Explanations in Malagasy Izay mampiditra fehezan-kevitra enti-milaza na fiaikena fa tsy araka ny tokony ho izy ny toe-javatra: Horaisiko ihany ny fangatahanao na (dia) efa tratra aoriana aza, na fanekena ny fisian' ny toe-javatra iray: Na maro aza ny voninkazo, mbola ny raozy ihany no tiako [1.1]
Synonyms na dia... aza

Updated on 2023/08/02