Entry na
Part of speech conjunction [full list]
Explanations in Malagasy Teny mpampitohy
Enti-milaza zavatra roa azo ifidianana: Fidio izay tianao na ny vola na ny voninahitra
Enti-milaza olona, zavatra, toe-javatra daholobe tsy ankanavaka: Tonga tao daholo na lehilahy na vehivavy na antitra na tanora na kely na lehibe [1.1]
Explanations in English Or, nor, though, whether, neither, if. It is also used to form several indefinite pronouns and adverbs. Compare sa [1.2]
 Or; either; neither [1.7]
Explanations in French Ou: Manorata na mamakia boky: samy mety daholo izay ataonao (écrivez ou lisez: ce que vous choisissez de faire est bon) ~ Samy mamy na ny ray na ny reny ~ Samy mampalahelo na ny mpandany na ny kahihitra [1.12]
 Ou [1.8]
Compound words 

Entry na
Part of speech particule [full list]
Explanations in Malagasy Heverina ho niavian' ny n' na n- ihany, izay ilazana tompon-javatra, saingy tsy fampiasa intsony ankehitriny afa-tsy:
1) raha milaza vidin-javatra: Vomanga-na volafolo;
2) amin' ny filazana izay olona nikendrena zavatra iray: Trano-na miaramila;
3) amin' ny filazana mpanao asan' ny iharana raha tsy voafaritra io mpanao asa io: Vita-na Malagasy [1.1]

Entry na
Part of speech particule [full list]
Explanations in Malagasy Kianteny atao eo alohan' ny anarana iray, izay enti-manazava anarana hafa voalaza eo aloha: Dia indro Antananarivo na ilay Analamanga fahiny [1.1]

Entry na~
Part of speech prefix [Words with na~]
Explanations in French Préfixe comme dans naotra [1.3]

Entry Na
Part of speech noun (symbol)
Explanations in Malagasy Singa mivaingana, faha-11 amin'ny fisokajiana miherina. [3.1]
Explanations in English Sodium. [3.1]
Vocabulary 
Origin Latin: natrium.

Updated on 2023/08/02