Entry (1/2) | 1 mpitsara (tsara) |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Mpiasam-panjakana manam-pahaizana manokana momba ny lalà na atao mpandinika sy mpilaza izay manana ny rariny sy meloka amin' ny olona roa mifampitory, na amin' ny ady isan-karazany (ady madio, ady heloka) [1.1] |
Explanations in English |
4 a judge [1.7] |
Explanations in French |
5 juge [1.8] |
Examples |
6 Velona eritreritra fatratra ny Résident, ka nampiantso ny mpitsara mpanampy azy hidinihany izay hatao. [2.324#] 7 dia manam-pahefana ny mpitsara haniraka olona ho any aminy haka izay teniny hamalian' ilay mpiady aminy. [1.123#] |
Compound words |
|
Article |
9 Randzavola: mpitsara ao amin' ny Baiboly |
Entry (2/2) | 10 Mpitsara |
Part of speech | 11 name (biblical book) |
Vocabulary |
12 Holy Scriptures |
Explanations in English |
13 Judges: one of the books of the Bible [2.996] |
Explanations in French |
14 Juges: un des livres de la Bible [2.996] |
Article |
15 Randzavola: Bokin' ny Mpitsara ao amin' ny Baiboly |
Updated on 2024/03/17 |