|
|
|
|

Entry1  mpisolovava
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Olona vita fianarana momba ny lalàna misolo olona voampanga eny amin' ny fitsarana
Explanations in French  4  [1.3, 1.5] avocat
5  [1.13][mpisolo vava] avocat
Examples  6  [2.944#] Henohenoko fa rehefa avy nanao raharahan'ny mpisambotra olo-meloka Ratsimandresy, dia niditra ho mpisolovava hiaro ny mpanao ratsy.
Vocabulary  7  Law
Elementary words  8  mpisolo, vava
Analogs  9  solombava, solovava

Updated on 2024/12/12