|
|
|
|

Entry1  mpamerin-drà
Elementary words  2  mpamerina, ra
Part of speech  3  locution
Vocabulary  4  Biology
Explanations in Malagasy  5  Anarana omena ny lalandra izay mamerina ny ra avy namelona ny tena rehetra ho any amin' ny fo; raha mpamerin-dra no tapaka, dia ra mena mainty no mivoaka ary manorika ny ra (antsoina koa amin' ny anarany frantsay nogasina hoe vena) [1.1]
Compound words 

Updated on 2023/09/08