|
|
|
|

Entry (1/2)1  vena
Part of speech  2  noun
Derivatives 
3  Active verbs :
4  Passive verbs :
5  Names :
Explanations in Malagasy  6  Rona, fihilanana, firaikana [1.1]

Entry (2/2)7  vena
Part of speech  8  noun
Vocabulary  9  Biology
Explanations in Malagasy  10  Lalandra mitondra ny ra miverina ho ao amin' ny fo rehefa avy ni-tondra sakafo ho an' ny tena rehetra; mangamanga kosa noho izany ny ra ao aminy [1.1]
Synonyms  11  lalan-dra, mpamerin-dra

Anagrams  12  nave, vena

Updated on 2023/09/08