Entry morana (orana)
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy  [Bezanozano, Tanala] Avy orana, manorana: Hajakajak'amin'andro moraña, herisandry very fahatane (Very maina toy ny mihazakazaka amin'ny andro morana) [1.78]
  [Tanosy] Manorana [1.78]
 Misy orana [1.1]
Explanations in English Rainy [1.2, 1.7]
Explanations in French Pluvieux [1.8]
Examples Mandrahondrahon-tsy morana ny andro. [2.857]
Synonyms mañoraña
Analogs  morandava

Anagrams 

Updated on 2023/04/10