|
|
|
|

Entry (1/4) 1  momba
Part of speech  2  conjunction [Full list]
Explanations in Malagasy  3 Ny amin' ny, mikasika ny...: Niresaka momba ny fitsapana hevibahoaka izahay [1.1]
Examples  4  Dia niresaka momba ny varotra sy ny vidin-javatra izy mivady. [2.470#11]
Combinations  5  11 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word momba

Entry (2/4) 6  momba
Part of speech  7  adjective
Explanations in Malagasy  8 Tsy miteraka: Taloha nalain' ny fanjakana ny fananan' ny olona momba (ny biby raha tsy miteraka, tsy mba atao hoe momba fa bada) [1.1]
Explanations in English  9 barren (used of human beings) [1.7]
Explanations in French  10 barren. Used of women [1.3]
11 stérile (se dit ses personnes) [1.8]
Combinations  12  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word momba

Entry (3/4) 13  momba
Root  14 omba
Part of speech  15  active verb
Morphology 
16  Present :
17  Past :
18  Future :
19  Imperative :
Explanations in Malagasy  20 Manaraka, mihazo: Nomba irý lohasaha ambany atsimo irý izy
21 Miaraka, mandeha miaraka, manotrona: Intý ny lambamena homba ny maty ~ Nisy lehilahy telo nomba azy
22 Miandany, manampy: Moa momba ny tarik' i Rainisongomby ve ianao?
23 Mikasika: Miresaka momba ny fanampiana ireo tra-boina ny fokonolona [1.1]
Explanations in English  24 to follow, to accompany, to associate with, to take part with. [1.2]
Explanations in French  25 suivre, accompagner, aller ensemble, suivre une direction; se ranger du parti de quelqu'un, concerner, regarder: Misy miaramila maro momba azy (Il y a plusieurs soldats qui l'accompagnent) ~ Nomba tanety izy (Il est passé par terre) ~ Nomba io tendrom-bohitra io izy (Il a suivi cette montagne) ~ Momba ny mpikomy izy (Il s'est rangé du côté de rebelles) ~ Raharaha momba ny fianakaviako izany (C'est une affaire qui regarde ma famille) [1.3]
Combinations  26  2 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word momba

Entry (4/4) 27  momba
Root  28 omba
Part of speech  29  imperative of active verb momba [Full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in English  [1.2]
Explanations in French  [1.3]

Anagrams  30 mambo, momba, mombà

Updated on 2026/08/19