|
|
|
|

Entry (1/3) 1  mizara
Root  2 zara
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mitantana: Hizara vary ho an' ny tra-boina ny fanjakana
9 Mitoko: Nizara efatra ny mpisambotra ilay mpangalatra
10 Misampana: Mizara roa ny lalana rehefa tonga eo
11 Mandidy: Iza no nizara roa an' ity voankazo ity? [1.1]
Explanations in English  12 to divide out, to distribute; to be divided [1.7]
Explanations in French  13 diviser, distribuer [1.3.fr#868, 1.8]
14 faire des lots
15 être divisé, être partagé, se diviser, être en partitions, se séparer en [1.3.fr#868]
16 diviser [1.13.fr#149]
Examples  17  mizara firy izy io? [2.314#59]
18  Ny trondro anefa tsy ampy mizara akory. [2.442#66]
19  Toa mizara roa mitapaka tsara ny andininy faharoa; [2.314#59]
20  Tsy ampy mizara ity hena ity (Cette viande ne suffit pas pour être partagée) [1.3#868]
21  mizara voankazo amin’ ny mpianatra izy (Il partage des fruits entre les élèves. Il distribue des fruits aux élèves) [1.3#868]
22  mizara telo ny tanimbarinay izao (Notre rizière est maintenant partagée en trois, nos rizières sont maintenant partagées entres trois, ont trois maîtres) [1.3#868]
Combinations  23  6 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mizara
Proverbs  24  Proverbs containing that word

Entry (2/3) 25  mizara
Root  26 zara
Part of speech  27  imperative of active verb mizara [Full list]
Explanations in Malagasy  [1.1#749]
Explanations in French  [1.3#868]

Entry (3/3) 28  mizara
Root  29 zara
Part of speech  30  noun
Explanations in English  31 division [1.7]
Vocabulary  32  Mathematics: arithmetic
Combinations  33  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mizara

Anagrams  34 mariza, 35 mazary, mizara, mizarà, 36 Zamirà

Updated on 2026/08/14