|
|
|
|

Entry (1/4)1  mitsinjo (tsinjo)
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  Mitazana lavitra avy amin' ny toerana ambony: Mitsinjo ny eny an-tsaha rehetra eny izahay 4  Manatrika: Tsy tsara, hoy ny Ntaolo, ny manorin-trano mitsinjo vava lohasaha 5  Mitandrina, miambina: Mitsinjo sy mitahy ny velona ve ny Razana? 6  Mikarakara: Tokony hitsinjo ny ho avintsika isika dieny izao. [1.1]7  mihevitra ny ho avy [1.13]
Explanations in French  8  Regarder de haut en bas, au loin 9  figuré: surveiller, veiller sur quelqu’ un, avoir soin de quelqu’un, des animaux [1.3]10  prévoir [1.13]
Examples  11  Ny tany mitsinjo vody lohasaha dia tsy misalasala ka fadiana. [1.381#]
12  Raha mitohy izany, dia mitsinjo ny hoaviny ireto tanora ireto. [2.445#]
13  Ny fanendasana sy ny fampirimana an-tsobika no tonian-dahasa ny alarobia tontolo sy ny alakamisy tsy ahita-mitsinjo olona. [2.470]
Morphology 
14  Present :
15  Past :
16  Future :
17  Imperative :
Analogs  18  miahy, mitsimbina, mitandrina, mandala, mitandro, misaingy
Compound words 
Toponyms 
Proverbs  22  Proverbs containing the word mitsinjo

Entry (2/4)23  Mitsinjo
Part of speech  24  name (institution)
Vocabulary  25  Economy: printing, drawing
Madagascar Catalog  26  Ranitra (1992)
Tables and plates  27  Full list

Entry (3/4)28  Mitsinjo
Part of speech  29  name (toponym)
Vocabulary  30  Geography: towns
Elementary words  31  tsinjo
Tables and plates  32  Full list

Anagrams  33  Mitsinjo, mitsinjo, Mitsinjo, mitsinjo

Updated on 2024/03/26