|
|
|
|

Entry 1  mitsilo
Root  2 tsilo
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Manazava, manome hazavana: Ny volana fenomanana no nitsilo ny dianay halina ~ Andriamanitra anie hitsilo ny sainao amin' ny fanadinana izay hataonao [1.1]
Explanations in English  9 to light the way; to look for something with a light [1.7]
Explanations in French  10 éclairer; chercher avec une lumière [1.8]
Examples  11  Izy izay mitsilo lalana ireo mpilanja an-dreniny, nefa toa mitoetra amin' ny haizina ihany indray. [2.470#130]
Combinations  12  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mitsilo
Proverbs  13  Proverbs containing that word

Anagrams  14 milotsy, mitsilo, 15 tsimoly

Updated on 2026/04/21