|
|
|
|

Entry (1/2) 1  mitsatsaingona
Root  2 tsatsaingona
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 miteny nefa mbola misy hafa miteny, manapaka tenin' olona mbola miteny: Notezeran-drainy Ikoto fa nitsatsaingona niteny raha mbola tsy vita akory ny teniny
9 misalovana ny raharahan' ny hafa [1.1]
Explanations in French  10 couper la parole à quelqu'un, l’interrompre
11 s’occuper des affaires d'autrui [1.3]
Other spellings  12 mitsatsaingoka

Entry (2/2) 13  mitsatsaingòna
Root  14 tsatsaingona
Part of speech  15  imperative of active verb mitsatsaingona [Full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]
Other spellings  16 mitsatsaingòka, mitsatsaingoka

Anagrams  mitsatsaingona, mitsatsaingòna

Updated on 2026/08/22