|
|
|
|

Entry (1/2)1  mitrerona
Root  2  trerona
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Manao feo (na endrika na fihetsika) mampitahotra, mampivadi-po;mandrahona amin' ny feo: Mifihifihy erý Ikoto kely raha vao mitrerona rainy [1.1]
Explanations in English  5  to snarl [1.7]
Explanations in French  6  grogner, rugir; gronder [1.8]
Examples  7  hoy izy nitrerona, sady nirefotra ny tehamaina. [2.472]
8  hoy ny fitrenan' ny feon' dRazamany sy Patrice niara-nitrerona... [2.471]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :

Entry (2/2)13  mitreròna
Root  14  trerona
Part of speech  15  imperative of active verb mitrerona
Explanations in Malagasy  16  [1.1]
Explanations in French  17  [1.3]
Tables and plates  18  All the active imperatives

Anagrams  19  mitrerona, mitreròna, mitrerona, mitreròna

Updated on 2023/01/20