Entry | mitraka (traka) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Manarina ny loha: Aza miondrika fa mitrakà Miarina miatrana tsara: Mitraka tsara ity zana-kazo ity ka hijoro hahafinaritra io rehefa lehibe; (mifan. aminy: miondrika, mitanondrika) [1.1] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word mitraka | ||||||||
Entry | mitrakà (traka) | ||||||||
Part of speech | imperative of active verb mitraka | ||||||||
Explanations in Malagasy | [1.1] | ||||||||
Explanations in French | [1.3] | ||||||||
Anagrams | mikatra, mitraka |
Updated on 2023/01/20 |