|
|
|
|

Entry 1  mitoroka
Root  2 toroka
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 miampanga, milaza an-karihary ny hadisoana na heloka natao tany [1.78]
9 Miampanga tsy marina, milaza ho nanao ny zavatra tsy natao, manendrikendrika: Nitoroka ahy ho nanompa azy izy [1.1]
Analogs  10  manendry, 11  Manendrikendrika, 12  manombotomboka

Updated on 2026/04/22