| Entry | 1 manendrikendrika |
| Root | 2 endrikendrika |
| Part of speech | 3 active verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Milaza ho nataon' ny hafa ny ratsy tsy nataony, manoso-potaka, manombotomboka: Zava-dratsy roa loha no ataon' ny mpanendrikendrika dia ny mandainga sy ny tsy tia namana
[1.1] |
| Explanations in English |
9 to slander, to make insinuations against
[1.7] |
| Explanations in French |
10 calomnier
[1.3#126, 1.8] 11 accuser de faux [1.3] 12 médire par insinuation [1.8] |
| Examples |
13 Aza fady, anaka, hoy Rafotsy, rehefa nahazo aina izy, aza manendrikendrika ny zanako amin' izay tsy fantany ianao.
[2.895#41]
14 Ny kely manetry ny lehibe kanefa tsy marina, manendrikendrika ny tsy ataon'ny lehibe, kely mandainga hanoso-dratsy ny lehibe, handoto ny lehibe [2.508#418] |
| Updated on 2026/04/20 |
|