Entry mitazona (tazona)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mitana olona na zavatra amin' ny tanana mba tsy hihetsiketsika na hivaha: Iza no hitazona ny zaza?
Manery hipetraka, tsy mamela hivoaka: Nitazona azy tsy an-drariny tany am-Po nia, hono, ny polisy [1.1]
Explanations in French Maintenir [1.13]
Morphology 
Present : mitazona
Past : nitazona
Future : hitazona
Imperative : mitazòna

Entry mitazòna (tazona)
Part of speech imperative of active verb mitazona [full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Updated on 2023/01/20