Entry (1/4) | 1 mitantana |
Root | 2 tantana |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Manohana (zaza na marary) mandeha ka mandray ny tanany eo am-pamindrana miaraka aminy: Nitantana ny zandriny tsy mbola mahay mandeha Ikoto 5 Manampy ka mahatonga handeha amin' ny lalana tsara: Izy no nitantana ny dianay 6 Mitondra, mifehy: Ny komitin-tsekoly no mitantana ny sekoly [1.1] |
Explanations in English |
7 to take or lead by the hand [1.7] |
Explanations in French |
8 tenir, conduire par la main [1.8] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Entry (2/4) | 14 mitantana |
Root | 15 tantana |
Part of speech | 16 active verb |
Explanations in Malagasy |
17 Mizara (hena, vary, sakafo, vola...) 18 Mitovy lenta [1.1] |
Morphology |
|
Entry (3/4) | 23 mitantana |
Root | 24 tantana |
Part of speech | 25 active verb |
Explanations in Malagasy |
26 miadidy, miandraikitra [1.13] |
Explanations in French |
27 gérer [1.13] |
Morphology |
|
Entry (4/4) | 32 mitantàna |
Root | 33 tantana |
Part of speech | 34 imperative of active verb mitantana |
Explanations in Malagasy |
35 [1.1] |
Explanations in French |
36 [1.3] |
Tables and plates |
37 All the active imperatives |
Anagrams | 38 mitantana, mitantàna, mitantana, mitantàna |
Updated on 2023/08/11 |