Entry (1/2) | 1 mitangazona |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mitana, mihazona: Nitangazona ny akanjony ilay kirihitra |
Examples |
4 [2.472] Rahefa mitolona omby ny olona, avy aty an-kavian' ilay biby no miditra ary tonga dia mitangazona amin' ny vozony izay terena amin' ny heliky ny tena havia. |
Root | 5 tangazona |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 10 mitangazòna |
Part of speech | 11 imperative of active verb mitangazona [Full list] |
Explanations in Malagasy |
12 [1.1] |
Explanations in French |
13 [1.3] |
Root | 14 tangazona |
Anagrams | 15 itangazonam, itangozanam, mitangazòna, mitangazona, mitangozana, mitangozàna |
Updated on 2025/04/13 |
![]() |