Entry mitaha (taha)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Milahatra miaraka amin' ny hafa mba hahitana izay tsara amin' izy ireo: Latsaka ambany itsy trano itsy raha mitaha amin' ity (mitovy amin' ny Miolotra)
Mahazo na mandray onitra noho ny fakan' ny lehilahy rafy na vady hafa [1.1]
Explanations in English To be compared, to compare oneself [1.7]
Explanations in French être comparé avec un autre; se mesurer avec quelqu'un [1.8]
Vocabulary 
Morphology 
Present : mitaha
Past : nitaha
Future : hitaha
Imperative : mitahà
Compound words 

Entry mitaha
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy  [Tanosy] mitady [1.78]

Entry mitaha (taha)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy  [Bara, Tambahoaka] mitsabo [1.78]
  [Sihanaka, Taisaka] Mitsabo marary [1.78]
Vocabulary 

Entry mitahà (taha)
Part of speech imperative of active verb mitaha [full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Anagrams 

Updated on 2023/07/13