|
|
|
|

Entry1  misotro ny aleoko maty
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] vonona hanao zava-tsarotra sy manahirana na hihatra hatramin' ny fahafatesana aza: Efa nisotro ny aleokomaty aho ka tsy afa-kiverin-dalana intsony
Elementary words  4  misotro, aleo, maty

Updated on 2024/12/07