|
|
|
|

Entry1  misitrika
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.78] [Sihanaka] miery
4  [1.1] Milentika: Vonjeo fa nisitrika iry lakana
Miditra, mitsofoka lalina: Nisitrika tany anaty ala tany izy
Miery, miafina ao anaty zavatra: Nisitrika tao an-trano izy ka tsy hitan' ny polisy
Explanations in English  5  [1.7] to hide
to dive
Explanations in French  6  [1.8] se cacher
plonger
Root  7  sitrika
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Analogs  12  mifonoka
Proverbs  13  Proverbs containing the word misitrika

Anagrams  14  marikitsy, misitraky, misitrika, mitsirika

Updated on 2025/01/21