|
|
|
|

Entry 1  misesy
Root  2 sesy
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mifandimby tsy an-kijanona: Misesy foana ny olona maka fanafody ato izany
9 Mitohy tsy tapaka: Misesy loatra ny asa ka vizana aho
10 Isanisany avy, tsirairay avy: Lafoko dimampolo amby zato misesy ireo bitro foio nentiko tany an-tsena [1.1]
Analogs  11  an-kisesy, 12  dodoria, 13  sesilany, 14  sesimontotra, 15  sesirivotra, 16  tohokafo, 17  tsy an-kiato, 18  tsy an-kijanona, 19  tsy miato

Updated on 2026/04/22