Entry | 1 sesilany |
Part of speech | 2 noun or adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fitohitohizan-javatra tsy an-kiato, tsy an-kijanona Tsy an-kijanona, tsy miato: Loza izay fahoriana sesilany nihatra tamin' io fianakaviana io izay! mitohy tsy misy elanelany |
Explanations in French |
4 [1.3] succession non interrompue, continuité ininterrompu |
Elementary words | 5 sesy, lany |
Analogs | 6 mifanindry lany, an-kisesy, mitontohitra |
Updated on 2024/12/10 |
![]() |