Entry |
misambo-boa tsy latsaka
|
Elementary words | misambotra ; voa ; tsy ; latsaka |
Part of speech | locution
|
Explanations in Malagasy | Maimaika hahazo zavatra tsy mbola azo antoka na teny enti-milaza fanamelohana ny hafa, na dia tsy mbola voazavany aza izay tiany hambara [1.1]
|
Explanations in French | Prendre un fruit avant qu’il tombe; fig. s’empresser avant que rien soit conclu ; accuser quelqu’un ou se fâcher contre lui, avant qu’il se soit expliqué; se hâter d’obtenir quelque chose avant une conclusion définitive [1.3]
|
|