Entry | misafotofoto (safotofoto (fotofoto)) | ||||||||
Part of speech | adjective | ||||||||
Explanations in Malagasy | Mikorontana izaitsizy: Misafotofoto loatra ireto boky ireto fa alamino kely Mifangaroharo tsy hita harahina fa mifampidipiditra ny lohany sy ny vodiny: Misafotofoto ity kofehy ity Misafoakan-katezerana: Misafotofoto aoka izany izy raha tezitra [1.1] | ||||||||
Explanations in English | Also used for mifotofoto [1.2] | ||||||||
To be indisorder; to act in fury [1.7] | |||||||||
Explanations in French | être embrouillé; agir en colère [1.8] | ||||||||
Examples | Manga ny lanitra,ary malefaka dia malefaka ny fitsokan' ny rivotra, nefa adiny roa aorian' izay, dia tory rahona ny habakabaka ary misafotofoto ny zava-boahary.
[2.471] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Updated on 2023/01/20 |
![]() |