|
|
|
|

Entry 1  misafidy
Root  2 safidy
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mifidy, maka izay tiana [1.1]
Explanations in English  9 to make a choice, to make a decision [1.7]
Explanations in French  10 faire un choix; prendre une décision [1.8]
Examples  11  Fahafahana misafidy antokom-pivavahana. [4.27#]
12  Koa ireo ary ny fanazavazavana kely, koa anao no misafidy azy! [1.381#]
13  Mahazo misafidy ny mpirary am-panam-badiana, raha tiany ny hisafidy. [2.245#]

Updated on 2026/04/20