Entry mirava samy marina
Elementary words mirava ; samy ; marina
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Zava-niseho tamin' ny andron-dRanavalona II no nahatonga an' io fitenenana io: somary sahala amin' ny didy manko, hono, ny miangona tamin' izany, ka tonga tao am-piangonana ny olona nefa tsy nisy mandrakariva ny mpitari-pivavahana; koa rehefa nirava ny olona, dia samy nirava samy marina, hono, satria samy tao am-piangonana nefa tsy niasa alahady [1.1]

Updated on 2023/10/19