| Entry (1/2) | 1 miova |
| Root | 2 ova |
| Part of speech | 3 active verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Misolo ho hafa, manjary hala: Niova tokoa izy! Izy ilay mpisotro toaka taloha iny tonga olona mato-piainana ankehitriny
9 Manolo amin' ny hafa: Niova lalana izy ireo nony nandre izany 10 Tonga, lasa: Miova ho orana ny rahona rehefa sendra toerana mangatsiaka 11 Miofo: Miova ho sahona ny tsiboboka [1.1] |
| Explanations in English |
12 to change
[1.7] |
| Explanations in French |
13 changer
[1.8, 1.13] 14 se changer [1.8] 15 changé [1.13] |
| Examples |
16 miova tsy ny fisahosahon'ny andiam-balala mandalo ny jirika nandalo eran'ny tampon-tanety.
[2.324]
|
| Combinations | 17 11 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word miova |
| Entry (2/2) | 18 miovà |
| Root | 19 ova |
| Part of speech | 20 imperative of active verb miova [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
[1.1] |
| Explanations in French |
[1.3] |
| Anagrams | 21 mavio, 22 mavoy, 23 miavo, miova, miovà |
| Updated on 2026/08/15 |
|