| Entry (1/2) | 1 miondana |
| Root | 2 ondana |
| Part of speech | 3 active verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Manana ondana: Matory tsy miondana
9 Mampiasa ho ondana: Miondam-bato [1.1] |
| Explanations in English |
10 to have a pillow under the head.
[1.2] 11 to pillow one's head on [1.7] |
| Explanations in French |
12 mettre la tête sur un oreiller
[1.8] |
| Examples |
13 Tsy nijanonjanona izy, fa lasa niaraka tamin'izay, ka nahita an'Ilaizo miondana eo amin'Ilaimanga, mba efa mahahiratra ny masony.
[2.324]
|
| Combinations | 14 4 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word miondana |
| Entry (2/2) | 15 miondàna |
| Root | 16 ondana |
| Part of speech | 17 imperative of active verb miondana [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
[1.1] |
| Explanations in French |
[1.3] |
| Anagrams | 18 amandino, 19 andamino, 20 manadino, 21 mandaoñy, 22 manindao, 23 manodìna, mañodina, manodina, 24 manondia, miondana, miondàna |
| Updated on 2026/08/14 |
|