Entry miomana (omana)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Manao ny fitandremana rehetra ilaina mba hahombiazana amin' izay atao na tsy ho voatampoka raha misy zava-mitranga: Nahomby tamin' ny fanadinana izy satria niomana tsara
Manao izay rehetra hahavonona ny tena amin' ny fanaovan-javatra na asa iray: Nandritra ny hateloana, niomana tamin' ny diany foana izy [1.1]
Explanations in English To prepare, to get ready [1.7]
Explanations in French Se préparer, faire des préparatifs [1.8]
Morphology 
Present : miomana
Past : niomana
Future : hiomana
Imperative : miomàna

Entry miomàna (omana)
Part of speech imperative of active verb miomana [full list]

Anagrams 

Updated on 2023/01/20