Entry (1/2) | 1 mingadona |
Root | 2 ngadona |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Enti-milaza ny fanoto midoboka mafy rehefa mitoto vary: Injay misy fanoto mingadona any ho any 5 Tonga: Vao ningadona tao am-baravarana izy, dia nirotsaka ny orana tany ioelany [1.1] |
Explanations in English |
6 to make a noise by pounding, beating, or treading; to arrive. [1.2] 7 to make a thumping sound when pounding rice; to make a thudding sound of footsteps; to arrive [1.7] |
Explanations in French |
8 faire du bruit en pilant, en marchant; arriver [1.8] |
Examples |
9 Ary nony ningadona teo an-tokonana Ranakombe, dia niombotra niala teo anatin' ny fatana ny sompanga (Quand les pas du Grand-Voyant résonnèrent sur le seuil, la grosse sauterelle s'arracha du foyer) [2.246] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Entry (2/2) | 15 mingadòna |
Root | 16 ngadona |
Part of speech | 17 imperative of active verb mingadona |
Explanations in Malagasy |
18 [1.1] |
Explanations in French |
19 [1.3] |
Tables and plates |
20 All the active imperatives |
Anagrams | 21 mandaingo, mingadona, mingadòna, mingodana, mandaingo, mingadona, mingadòna, mingodana |
Updated on 2023/02/21 |